tonga ato anaty blog n'izy telo mitsamy nareo zao ka mahaiza manararoatra fa ny zavatra itanareo ato de zatra mahalina sy mahafinaritra nefa zany tsy ho itanareo any @ afa izany .Tonga soa ry zareo dia apetrao ny afatra fa ho vakinay telo mitsamy .Zay fa tongava matetika ...